Mots composés (68) |
1 ady basy aman-defona 2 adidy aman' andraikitra 3 afaha loza aman-antambo 4 akoho amam-borona 5 aloalon-tany aman-danitra 6 andrian-dray aman-dreny 7 andro aman' alina 8 antsanga tsy aman' orana 9 arahaba sitrana soa aman-tsara 10 arahaba tonga soa aman-tsara 11 arahaba tsy maty fo aman-aina 12 ary tongotra aman-tanana 13 asa aman-draharaha 14 atody miady amam-bato 15 aza hitan' ny fara aman-dimby 16 bozaka aman' ahitra 17 fara amana dimby 18 fara aman-dimby 19 fifanampian' ny isa tafolo amam-paingo 20 fomba amam-panao 21 haino aman-jery 22 hanina amam-bolony 23 isa tafolo amam-paingo |
24 kambotim-bola aman-karena 25 kiraro iray aman' olona 26 laha-kazo aman-dravina 27 lany fatotra amam-pondrana 28 lany fatotra aman-pondrana 29 loloha aman' entana 30 manao ranomaso tsy miaraka amam-paty 31 mandady tongotra aman-tanana 32 mandry aman' afo 33 mandry tsy amana afo 34 mandry tsy aman' afo 35 masoandro amam-bolana 36 miady fo aman' aina 37 mifako bozaka aman' ahitra 38 mifanondro basy aman-defona 39 misaraka aman-teny 40 mitolona aman-jaza 41 mivalo tongotra aman-tanana 42 mivarina aman-tany 43 nendran' akoho amam-borona 44 nofo aman-dra 45 raboka mamely ny akoho amam-borona 46 raiamandreny |
47 ray aman-dreny 48 ranomaso tsy miaraka amam-paty 49 safatsiroa aman-tany 50 silaka isa tafolo amam-paingo 51 soa aman-tsara 52 soamantsara 53 tafasiry aman-javona 54 taho aman-dravina 55 tandroka miaraka aman-tsofina 56 tany ama-monina 57 tantely amam-bahona 58 teboka aman-paingo 59 tokana aman-tany 60 tonga soa aman-tsara 61 tongotra aman-tanana 62 tsinay misingotra aman' aty 63 tsiny amam-pondro 64 tsy roa aman-tany 65 vady aman-janaka 66 vatolampy aman-tany 67 vatosiraka aman-tsimenitra 68 zanaka amam-para |
![]() |