|
|
|
|

Entrée1  afaha loza aman-antambo
Mots élémentaires  2  afaha, 3  loza, 4  amana, 5  antambo
Partie du discours  6  locution
Explications en anglais  7  may (you) be free from all danger and calamity. [1.2]
Explications en français  8  [afaha loza amin' antambo] soyez exempt de malheur [1.3]
Exemples  9  fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy; [2.857]
10  Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo! [2.587]

Mis à jour le 2025/09/12