Entrée akoho amam-borona (akoho, amana, vorona)
Partie du discours expression
Définition malgache fitambaran'ny karazam-borona fiompy [SLP 1986]
Définition française volaille [SLP 1986]
Vocabulaire 
Exemples Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
Citations 

2013/10/18