|
|
|
|

Entrée1  vady aman-janaka
Mots élémentaires  2  vady, 3  amana, 4  zanaka
Partie du discours  5  nom
Explications en français  6  famille [1.66.fr#401]
Exemples  7  Hampiadana ny vady aman-janakareo [2.508#415]
8  Tao ny ahiahy ny vady aman-janaka [2.356#91]
9  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4#9]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot vady aman-janaka

Mis à jour le 2025/09/12