|
|
|
|

Entrée1  aza hitan' ny fara aman-dimby
Mots élémentaires  2  aza, 3  hita, 4  fara aman-dimby, 5  fara, 6  amana, 7  dimby
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9  loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12