|
|
|
|

Entrée1  vomanga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny
4  Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [1.1]
Explications en anglais  5  sweet potatoes [1.7]
Explications en français  6  patate [1.8]
7  (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina] [1.196]
Exemples  8  Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587#]
9  Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228]
Vocabulaire  10  Botanique: légume
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Nom scientifique 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot vomanga
Illustrations 
19 

Mis à jour le 2023/06/06