|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vitsika
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: invertébrés
Explications en malgache  4  Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
Explications en anglais  5  Ants [1.7]
Explications en français  6  Fourmi [1.3, 1.8]
Exemples  7  Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296]
8  Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445]
Dérivés 
9  Noms :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot vitsika
Article  16  Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)17  vitsika
Partie du discours  18  adjectif
Explications en français  19  Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
20  Nombreux, innombrable [1.3]

Mis à jour le 2023/06/08