|
|
|
|

Entrée1  vidy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
4  Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
5  Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
Explications en anglais  6  price, value [1.7]
Explications en français  7  prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
8  valeur [1.3, 1.5]
Exemples  9  Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472]
Vocabulaire  10  Economie: (en général)
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot vidy

Mis à jour le 2023/05/18