|
|
|
|

Entrée1  fividy
Radical  2  vidy
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mividy
Azo vidina
Exemples  5  ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59#]
6  Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436#]

Mis à jour le 2024/12/11