|
|
|
|

Entrée1  akondro vidin' anoka
Mots élémentaires  2  akondro, vidy, anoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy". (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro") [1.1]
Explications en anglais  5  [akondrovidinanoka] The sale of one article to get money to purchase another [1.2]

Mis à jour le 2023/10/28