|
|
|
|

Entrée (1/3)1  akondro
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Noms :
Vocabulaire  4  Botanique: arbre
5  Botanique: fruit
Explications en malgache  6  Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay miisa maromaro manodidina ny tahom-boany milofika miafara amin' ny emboka. Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran' ny nosy, porofoin' ny fisian' ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao... Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby [1.1]
Explications en anglais  7  the banana tree; the fruit of the banana. The stem, after being chopped, is given to oxen as food. The ashes obtained from burning the root are used in soapmaking. Musa sapientum, L., and M. paradisiaca, L. Same as ontsy (Sak.), and otsy (Bets.). The plantain tree and its fruit. [Mal. gala (?); Jav. gadang (?); Larika kora (?); Swa. mkanga; Taparua kala (?).] [1.2]
8  a banana [1.7]
Explications en français  9  banane [1.8]
10  banane [1.13]
11  (du souahéli mkungu). Nom général des Bananiers : Musa sapientum L., Musa paradisiaca L., etc... (Musaceae). L'étude systématique des variétés cultivées à Madagascar reste à faire. Nous donnons ci-dessous la liste des variétés distinguées par le Malgaches en Imerina et dans le Betsileo : [Merina] [1.196]
[Sakalava]
[Betsileo]
[Bara]
[Tsimihety]
12  Akondro afontsy [Betsileo]
13  Akondro fontsy [
Merina]
14  Akondro fontsilahy [
Merina]
15  Akondro baraba [
Betsileo]
16  Akondro barabahy [
Merina]
17  Akondro batavia (variété naine peut être introduite récemment de Java ?)
18  Akondro boroboaka [
Merina]
19  Akondro felatanamamba [
Merina]
20  Akondro fody [
Merina]
21  Akondro fohy [
Betsileo]
22  Akondro kida [
Betsileo]
23  Akondro mahia [
Merina]
24  Akondro maitso-masaka [
Merina]
25  Akondro manarolahy [
Betsileo]
26  Akondro mavokely (petite banane à peau jaune, très savoureuse) [
Merina]
27  Akondro ranjalia [
Merina]
28  Akondro somandraraebo [
Betsileo]
29  Akondro tsiananandroa [
Betsileo]
30  Akondro tsianemboka [
Merina]
31  Akondro tsiomeroa (variété à très gros fruits, à manger cuite) [
Merina]
32  Akondro tsilavonomby [
Merina]
33  Akondro via [
Betsileo]
34  Les bananes jouent un grand rôle dans l'alimentation malgache. Elles ont fait à certaines époques l'objet d'une commercialisation importante en vue de l'exportation, surtout aux environs de Tamatave, principal port de la Côte Est. [Tankarana]
Exemples  35  Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
36  Rahefa mamangy izy dia mba mitondra fary, na akondro. [2.472]
Synonymes  37  ontsy
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Nom scientifique 
Proverbes  50  Proverbes contenant le mot akondro
Illustrations 
51 

Entrée (2/3)52  Akondro
Mots élémentaires  53  akondro
Partie du discours  54  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  55  Géographie: agglomérations
Tableaux et planches  56  Liste complète

Entrée (3/3)57  Akondro
Partie du discours  58  nom
Vocabulaire  59  Botanique: genre scientific
Noms locaux de plantes 
60  Akondro barabaha  ambarabahy

Anagrammes  61  Akondro, akondro, ondroka, Akondro, akondro, ondroka

Mis à jour le 2024/09/15