|
|
|
|

Entrée (1/2)1  varavarana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
4  rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
Explications en anglais  5  a door or window opening [1.7]
Explications en français  6  porte [1.8, 1.13]
7  fenêtre [1.8]
Exemples  8  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
9  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
10  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Vocabulaire  11  Economie: bâtiments, travaux publics
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  30  Proverbes contenant le mot varavarana
Article  31  Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)32  varavarana
Partie du discours  33  nom
Explications en malgache  34  Anaran-kazandrano [Betsimisaraka] [1.1]
Exemples  35  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
36  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
37  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Vocabulaire  38  Zoologie: poissons
Morphologie 
39  Simple :
40  Préfixée :

Mis à jour le 2023/05/17