Entrée | 1 Ambaravarambato |
Mots élémentaires | 2 varavarana, vato |
Partie du discours | 3 nom propre (toponyme) |
Exemples |
4 Andriamambavola, niakatra avy tao Anjohy, Raberesaka Rainimahay niakatra avy tao Ambatovinaky, Rakotonavalona niakatra avy tao Ambavahadimitafo ary Raberanto avy eo Ambaravarambato. [2.508] 5 Koa tamy ny andro Alatsinainy 28 Asombola 1849, no nandravany ny tranon dRainimiadana atsy Avaratranjoma izay niangonana isan'Alahady hivavahana, sy ny tranon dRafaralahibe-tsarasaotra koa noravany ny ao Ambaravarambato. [2.59] |
Proverbes | 6 Proverbes contenant le mot Ambaravarambato |
Tableaux et planches |
7 Liste complète |
Mis à jour le 2024/11/01 |