|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tranomanara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo)
Explications en anglais  4  [1.7] a small building on the tombs of royalty and higher nobility
Explications en français  5  [1.8] petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse
Exemples  6  [2.508#347] Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny.
7  [2.59#294] Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana.
Mots élémentaires  8  trano, manara
Analogues  9  tranomasina
Illustrations 
10  11 

Entrée (2/2)12  tranomanara
Partie du discours  13  nom
Explications en français  14  [1.196] (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée.
Vocabulaire  15  Botanique
Mots élémentaires  16  trano

Anagrammes  17  nanatroaram, tranomanara

Mis à jour le 2025/02/02