Entrée | 1 tranomasina |
Mots élémentaires | 2 trano, masina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka |
Exemples |
5 Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana [2.48] 6 Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508#] |
Analogues | 7 tranomanara |
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |