Entrée (1/2) | 1 tranomanara |
Mots élémentaires | 2 trano, manara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Trano kely miorina eo ambonin' ny fasan' antokon' andriana sasantsasany, trano kely natao teny ambonin' ny fasan' Andriana sasantsasany fahizay (ny anaovana ireny trano ireny hoe manara dia noho izy hafa amin' ny trano rehetra fa tsy mba nanaovana afo) |
Explications en anglais |
5 [1.7] a small building on the tombs of royalty and higher nobility |
Explications en français |
6 [1.8] petite case sur les tombeaux des souverains et de la haute noblesse |
Exemples |
7 Ny an'ny andriana tsy nanjaka kosa dia nasiana tranomanara eo amboniny. [2.508#347] 8 Ary Andriambelomasina sy Andriantsimitoviaminandriana sy Ravalisa natao ao amy ny tranomanara fitomiandalana. [2.59#294] |
Analogues | 9 tranomasina |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 12 tranomanara |
Mots élémentaires | 13 trano |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en français |
15 [1.196] (Merina ?) (de trano : maison ; et manàra : où l'on a froid ; c'est le nom donné à la petite maison symbolique construire sur les tombeaux de la caste noble). D'après Grandidier, fichier manuscrit, ce serait aussi le nom d'une plante médicinale non identifiée. |
Vocabulaire |
16 Botanique |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |