Entrée |
tolo-kevitra
|
Mots élémentaires | tolotra ; hevitra |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina [1.1]
|
| Fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso [1.13]
|
Explications en français | Proposition mathématique, suggestion [1.13]
|
| Proposition [1.5]
|
Exemples |
1 | Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao
[1.369]
|
2 | Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna
[4.27]
|
3 | Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
[1.320]
|
|
Vocabulaire |
|