|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tolotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary
Explications en anglais  4  [1.7] a gift, something handed over
Explications en français  5  [1.8] don, legs, ce qu'on offre
6  [1.13] offre, proposition, donation
Exemples  7  Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [2.332#103]
8  Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245#76]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)17  tolotra
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1] Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita

Anagrammes  20  atolotr, tolotra

Mis à jour le 2023/08/11