|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manolotra
Radical  2  tolotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1]
Explications en anglais  5  to run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  manolotra
Radical  15  tolotra
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo
18  Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana
19  Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1]

Mis à jour le 2023/05/26