Entrée | 1 tantara |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy |
Explications en anglais |
4 [1.7] a story, a tale |
Explications en français |
5 [1.8] histoire, conte; l'histoire |
Exemples |
6 Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470] 7 Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48] 8 Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472] |
Vocabulaire |
9 Littérature: (en général) |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 45 Proverbes contenant le mot tantara |
Anagrammes | 46 antatra, tantara, taranta, tataran |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |