|
|
|
|

Entrée1  mpitantara
Radical  2  tantara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  celui qui raconte [1.3#677]
6  conteur, traditioniste [1.5#283]
Exemples  7  Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528#]
8  Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508#]
9  Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588#]

Anagrammes  10  mpanatitra, mpanitatra, mpitantara

Mis à jour le 2023/01/20