Entrée |
mitaky
(taky)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo
[1.1]
|
Explications en anglais | To demand one's due [1.7]
|
Explications en français | Réclamer, réclamer son dû [1.8]
|
Exemples |
1 | Mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana;
[2.69]
|
2 | Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy.
[2.895]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mitaky |
Passé : |
nitaky |
Futur : |
hitaky |
Impératif : |
mitakia |
|
Mots composés |
|
|