|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamoritra
Radical  2  foritra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana
Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro
Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy
Mampahory: Mamoritra ny madinika
Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka
5  [1.13] mamolaka
Explications en anglais  6  [1.2] to fold up, to turn down, to wrap
7  [1.7] to fold
Explications en français  8  [1.3, 1.8, 1.13] plier
9  [1.3] replier, courber, recourber
Exemples  10  Isan'ny toetra iray lehibe mamoritra ny olona voazanaka io fametrahana modely hotahafina eo anoloana io [2.606#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  mamoritra
Radical  16  poritra
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3] écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple)
Morphologie 
20  Présent :
21  Passé :
22  Futur :
23  Impératif :
Synonymes  24  manaporitra

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21