Entrée | 1 poritra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tery: Poritra aho fa mikisakisaha Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. |
Explications en anglais |
4 [1.7] squeezed or crushed; embarrassed in trouble |
Explications en français |
5 [1.8] embarrassé, troublé |
Exemples |
6 Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot poritra |
Anagrammes | 14 aporitr, paritro, poritra |
Mis à jour le 2020/07/31 |