Entrée | 1 poretina |
Radical | 2 poritra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha 5 Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be squeezed; to be constrained [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on presse, qu'on contraint [1.8] |
Exemples |
8 Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy. [2.472] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 13 poritina |
Anagrammes | 14 naporeti, notaperi, poretina |
Mis à jour le 2023/01/20 |