|
|
|
|

Entrée1  mianatra
Radical  2  anatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva
Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ
Explications en anglais  5  [1.2] to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach.
6  [1.7] to learn; to imitate; to go to school
Explications en français  7  [1.8] apprendre; aller à l'école; imiter
Exemples  8  Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472]
9  Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471]
Vocabulaire  10  Education
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
15  Impératif :
Titres  16  Andeha hianatra izahay : Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mianatra

Anagrammes  18  amaritan, amiratan, amitrana, anitaram, iatranam, iramatan, maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitarana, mitaraña, namaitra, namarita, namirata, niataram, niramata, ramatany

Mis à jour le 2025/02/08