|
|
|
|

Entrée1  Andeha hianatra izahay
Sous-titre  2  Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany)
Mots élémentaires  3  andeha, mianatra, izahay
Partie du discours  4  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  5  Education
Auteur  6  Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Editions  7  , 1979. Pages: 152
Texte  8 
  1. -- to, toa, tia, tao, teo, ato, eto
  2. -- toto, tato, teta, teto, tete, tatao

  1. -- ka, koa, kamo, moka, toky, kivy, vaky, kary, akoho,
    -- kitapo, kavina, karama, aoka, kitay, kosa,
    -- kilalao, kalalao, sakamalao, avokoa, potika

  2. -- milalao kanety i koto sy i solo
    -- mikatona ny varavarana ka vohay

  3. -- masiaka avokoa ny alika ao
    -- esory ny kapanao sao tapaka
    -- ravoravo i ketaka ka mikalokalo


Mis à jour le 2024/12/26