|
|
|
|

Entrée1  izahay
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
Malagasy izahay fa ianareo vazaha.
Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:
Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao.
Explications en anglais  4  [1.2] We (excluding the person addressed). Compare isika.
5  [1.7] we (excluding those addressed)
Explications en français  6  [1.3] Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle).
7  [1.5, 1.8] nous (exclusif)
Explications en italien  8  [1.18] noi
Analogues  9  anay, nay, ay
Titres  10  Andeha hianatra izahay : Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)
Tableaux et planches  11  Tous les pronoms

Mis à jour le 2024/12/12