|
|
|
|

Entrée1  andeha
Radical  2  leha
Partie du discours  3  impératif du verbe actif mandeha
Explications en malgache  4  mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana": Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy
5  Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny: Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy) [1.1]
6  Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay
7  Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana [1.1]
Explications en anglais  8  [An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off. It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. See leha [1.2]
Explications en français  9  [impératif irrégulier] allons, allez, va [1.3#397]
Exemples  10  andeha mandeha (Allez-vous-en) [1.3#397]
11  andeha handeha (Allons-nous-en) [1.3#397]
12  andeha velomy, ilay ity! [2.298#129]
13  andeha fa ho hitan' ialahy. [2.643#61]
14  loza ialahy izany raha andeha. [2.69#185]
15  andeha hiverina fa diso lalana isika. [2.895#53]
Autres orthographes  16  ndeha
Mots composés 
Titres 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot andeha
Tableaux et planches  20  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  21  andeha, dehana

Mis à jour le 2021/10/05