Explications en malgache |
4 [1.1] Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko
Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory
Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha
Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina
Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina
Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny?
Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ?
|