Entrée (1/3) | 1 mamaky |
Radical | 2 vaky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona |
Explications en anglais |
5 [1.7] to split; to break |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] fendre dans le sens de la longueur; casser 7 [1.3] rompre traverser, aller, passer mettre en déroute |
Exemples |
8 namaky ny any atsimo manontolo izahay (Nous avons traversé tout le sud) [1.3] 9 Izahay no namaky voalohany iny làlana iny (Nous avons été les premiers à passer par ce chemin) [1.3] 10 namaky ny fefiloha ny rano (L’eau a rompu la digue) [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Entrée (2/3) | 31 mamaky |
Radical | 32 vaky |
Partie du discours | 33 verbe actif |
Explications en malgache |
34 [1.1] Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina |
Explications en anglais |
35 [1.7] to read |
Explications en français |
36 [1.3, 1.8] lire 37 [1.3] publier |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 43 mamaky |
Radical | 44 vaky |
Partie du discours | 45 verbe actif |
Explications en français |
46 [1.3] accuser, dénoncer |
Morphologie |
|
Anagrammes | 51 |
Mis à jour le 2025/01/21 |