|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maniry
Radical  2  iry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala] [1.78]
5  Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy
6  Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]
Explications en anglais  7  to wish for, to desire [1.7]
Explications en français  8  désirer, convoiter [1.8]
Vocabulaire  9  Emotions
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot maniry

Entrée (2/2)18  maniry
Radical  19  tsiry
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21  Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako
22  Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona
23  Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
Explications en anglais  24  to sprout, to grow [1.7]
Explications en français  25  pousser, croître [1.8]
Vocabulaire  26  Botanique: (en général)
Morphologie 
27  Présent :
28  Passé :
29  Futur :
30  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot maniry

Anagrammes  33  maniry, mariny

Mis à jour le 2023/01/20