Entrée (1/2) | 1 manenina |
Radical | 2 nenina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto 5 Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1] |
Explications en anglais |
6 to regret [1.2, 1.7] 7 to rue, to grieve at, to lament. [1.2] 8 to repent [1.7] |
Explications en français |
9 se repentir, avoir des remords [1.8] |
Exemples |
10 Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#] 11 Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#] |
Vocabulaire |
12 Emotions |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot manenina |
Entrée (2/2) | 19 manenina |
Radical | 20 tenina |
Partie du discours | 21 verbe actif |
Explications en malgache |
22 manenona [Tambahoaka]
[1.78] |
Mis à jour le 2023/10/20 |