Entrée (1/2) | 1 mandringa |
Radical | 2 ringa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly 5 (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany [1.1] |
Explications en anglais |
6 to limp [1.7] |
Explications en français |
7 boiter, clocher [1.8] |
Vocabulaire |
8 Santé 9 Zoologie: art vétérinaire |
Morphologie |
|
Analogues | 14 Mikotringa, mitoletsika, mitolitsika, mihantsika, mitolantsika, milepaka, mikolepaka, mikirimbana, tolaka ila, tsapika |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mandringa |
Article |
16 Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
Entrée (2/2) | 17 mandringà |
Radical | 18 ringa |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif mandringa |
Explications en malgache |
20 [1.1] |
Explications en français |
21 [1.3] |
Tableaux et planches |
22 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 23 mandringa, mandringà, mandringa, mandringà |
Mis à jour le 2023/01/20 |