| Entrée | 1 milepaka |
| Radical | 2 lepaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany
8 Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka? 9 Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1] |
| Anagrammes | milepaka, 10 mipelaka, 11 pilamake |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|