|
|
|
|

Entrée (1/3)1  ringa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :

Entrée (2/3)7  ringa
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa
10  [1.78] [Taisaka] tolona (ady)
mangahazo (kilalao)
11  [1.78] [Bara] tolona kilalao (amin'ny samy olona)
12  [1.78] [Tanosy] tolona
13  [1.1] [Bara] Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa
Vocabulaire  14  Jeu
15  Sports

Entrée (3/3)16  ringa
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [Sakalava]
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21