Entrée | 1 manala zaza |
Mots élémentaires | 2 manala, zaza |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to bring about an abortion [1.7] |
Explications en français |
6 se faire avorter ou faire avorter [1.3] 7 faire un avortement [1.8] |
Vocabulaire |
8 Santé |
Synonymes | 9 manary zaza |
Mis à jour le 2023/07/30 |