Entrée | 1 manangan-jaza |
Mots élémentaires | 2 manangana, zaza |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena |
Exemples |
5 ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [2.48] |
Antonymes | 6 manalanjaza, manaryzaza |
Mis à jour le 2024/12/12 |