Entrée (1/2) | 1 lalina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy 4 Mangitsokitsoka 5 Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra 6 Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy [1.1] |
Explications en anglais |
7 deep [1.2, 1.7] 8 profound [1.2] |
Explications en français |
9 Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre [1.3] 10 profond [1.3, 1.8] |
Exemples |
11 Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot lalina |
Entrée (2/2) | 22 lalina |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en français |
24 (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [Tanosy]
[1.196] |
Vocabulaire |
25 Botanique |
Mis à jour le 2023/05/26 |