Entrée | 1 fandalina |
Radical | 2 lalina |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra 5 Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [1.1] |
Exemples |
6 Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany. [2.606#] |
Anagrammes | 7 fandalina, fandilana |
Mis à jour le 2023/04/09 |