|
|
|
|

Entrée1  fandalinana
Radical  2  lalina
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.3] l'action d'approfondir
Exemples  5  Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. [2.4]
6  Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [2.245]
Titres  7  Fandalinana ny Teny Malagasy : I. Rafitry ny foto-teny (Rakotovao Ralison)

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21