|
|
|
|

Entrée1  kevoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1#487] Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany
Explications en anglais  4  [1.7] vain, pretentious
Explications en français  5  [1.3#325, 1.8] vain, présomptueux
6  [1.3] fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux.
Exemples  7  Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy. [2.470#71]
8  Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy. [2.472#113]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Analogues  14  mpirehareha, be rehaka, kasikasy, kevo-dahy, dedaka, sehoka, somehoka, maivan-kitsaka, be ebo, firinga mievotra, mampilahendrena, miana-kendry

Anagrammes  15  kevoka, vokeka

Mis à jour le 2022/01/06