Entrée kevokevoka (kevoka)
Partie du discours adjectif
Exemples 
1Nahazo basikely Ilita ka kevokevoka ery mitifitifitra izao zavatra rehetra izao. [1.10]
2Ampy ho an' ny Malagasy ny mandre an' izany hoe "vita vazaha" izany, tsy dia misalasala izy mividy ilay zavatra sady kevokevoka ery mandoka azy amin' ny namany koa hoe "tena vita vazaha mihitsy ity" [1.317]

Mis à jour le 2023/01/20