|
|
|
|

Entrée1  kasikasy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io
4  [2.285] Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana
Explications en anglais  5  [1.7] vain, showy
Explications en français  6  [1.8] orgueilleux
Exemples  7  [2.324#] Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
Radical  8  kasy
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Synonymes  14  kasy

Anagrammes  15  kasikasy, kisakisa

Mis à jour le 2025/03/30