|
|
|
|

Entrée (1/3)1  indrỳ
Partie du discours  2  interjection
Explications en malgache  3  Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [1.1]
Explications en anglais  4  behold! Here it is. See indro [1.2]
5  look! there it is! [1.7]
Explications en français  6  tiens!
7  le voilà (au loin) [1.3]
8  voilà! là! [1.8]
Tableaux et planches  9  Toutes les interjections

Entrée (2/3)10  indrỳ
Partie du discours  11  pronom
Explications en malgache  12  Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [1.1]
Explications en anglais  13  you (singular), used familiarly by mother to daughter [1.7]
Explications en français  14  toi, s'emploie entre la mère et sa fille [1.8]
Tableaux et planches  15  Tous les pronoms
16  Tous les pronoms

Entrée (3/3)17  indry
Partie du discours  18  Non spécifié
Explications en malgache  19  [Bara] [1.78]
Synonymes  20  indriky

Anagrammes  21  indry, indrỳ, indry, indrỳ

Mis à jour le 2023/01/22