Entrée (1/3) | 1 holatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 provocation dissimulée, tournée. [Tankarana]
[1.19] |
Entrée (2/3) | 4 holatra |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1] |
Explications en anglais |
7 a scar [1.7] |
Explications en français |
8 cicatrice [1.3, 1.8, 1.5] |
Exemples |
9 Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472] 10 Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499] |
Vocabulaire |
11 Santé |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (3/3) | 17 holatra |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1] |
Explications en anglais |
20 mushrooms; fungus in general [1.7] |
Explications en français |
21 champignon [1.8] 22 nom générique des champignons [1.3, 1.5] 23 (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons : 24 d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy] [1.196] |
Exemples |
25 dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48] 26 Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470] |
Vocabulaire |
27 Botanique |
Autres orthographes | 28 olatra |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 37 halotra, halôtra, holatra |
Mis à jour le 2023/06/08 |