|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hetra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianampoinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin' ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dcl); io vary azo tamin' ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin' ny vata) ka avy amin' izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana
4  (ankehitriny) Vola aloa amin' ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan' ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin' ny harena ananana [1.1]
Explications en anglais  5  Taxes [1.7]
Explications en français  6  Impôt, taxe [1.8, 1.5]
7  Redevance [1.5]
Exemples  8  Azo anaovana fitakiana aty aoriana ny mpandoa hetra nanadino nanambara ny hetra izay zakainy, na nanao hosoka tamin' ny sara tsy hita fototra. [4.27#]
9  Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-17, dia dia efa nampanaiky an' Antsihanaka Andriamandisoarivo, Mpanjakan' i Boina ka nampandoa hetra azy. [2.508#]
Vocabulaire  10  Economie: finances, gestion
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot hetra
Article  16  Randzavola: hetra ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)17  hetra
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  Anarana hafa ilazana ny fehikibo. [1.1]
Explications en français  20  Ceinture [1.5]
Dérivés 
21  Verbes actifs :
22  Verbes passifs :
23  Verbes relatifs :
24  Noms :
25  Adjectifs :

Entrée (3/3)26  hetra
Partie du discours  27  adverbe
Explications en français  28  depuis que. § hàtra. [Tankarana] [1.19]
Tableaux et planches  29  Tous les adverbes

Anagrammes  30  hetra, treha

Mis à jour le 2023/05/22