|
|
|
|

Entrée1  fitafiana
Radical  2  tafy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
5  Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1]
Explications en anglais  6  clothing [1.7]
Explications en français  7  vêtements [1.8]
Exemples  8  Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113#]
9  toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442#]
Vocabulaire  10  Economie: vêtements
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fitafiana
Article  13  Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2022/07/30