|
|
|
|

Entrée1  fijangajangana (jangajanga)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana [1.1]
Explications en anglais  4  Adultery, licentiousness [1.7]
Explications en français  5  Luxure [1.3#291, 1.8]
6  Adultère [1.8]
Exemples  7  Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana! [2.529#]
8  Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [2.5]
Analogues  9  Fandehandehanana

Mis à jour le 2023/03/06