Entrée | 1 jangajanga |
Radical | 2 janga |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny |
Explications en français |
5 [1.3] luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues |
Dérivés |
|
Synonymes | 9 janga |
Mis à jour le 2025/01/21 |